Kishore Kumar Hits

Dalvis - Tô lyrics

Artist: Dalvis

album:


Madagascar... HEY...
Hey hey Ebah Tsy volan'i dadinao Tsy kapoakan'i
Nininao Ihinànako vary mahangengegny Ka mampalahelo anao
Ino raha manque aminao?
Tsisy jery sa tsisy atao?
Tsikotsiko tsy miasa aminay
Lelahy be tsy miala am'"Tô"
Tsy volan'i babanao Tsy trosan'ny havanao
Nagnanovako fiainagna Tsary nangala parata'aminao Hey,
Ino ma ty? Tsikotsiko tsy aty tsy ary
Hozy viavy chila "Aza miady amin'ny télé jira"
Anh... manahiragna Fialognana io manahiragna
Olo be fa matin'jaly Lelahy be
Masaky mitsikotsikô ooh Anh
.Anao sahiragna ah Koa magnenjiky za anao sahiragna ah
Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"...
Tô tsy volan'i babanao Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako la vie nama ah
Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao
Tô... tô... tô... Tô tsy maty eh!
Tô tsy maty eh! eh
Tô tsy maty Tô tô tô Alanao!
Za koa mihaigny dia alanao?
Za salama tsara alanao?
Tsy haiko raha mikotragna anao!
Yohéééé... Moi... Mangina ah!
Fafaho ranomaso mangina ah
Tsikotsiko aza'indesigny aty Koa anao
Marary fô Za mihaigny ambilà! hey Yeah!
Adigna jaly Adignany,
Izy tsy faly Miala agny satana
Miala agny tsy aty Haleloia...
Tany imboako malemy Kapokapoka anao fa tsy regny ih Ahh.
.Fa marary fô Lakoziny jiaby tsy mitsembokô!
Anh... manahiragna Fialognana io manahiragna
Olo be fa matin'jaly Antibavy be masaky mitsikotsikô ooh
Anh.anao sahiragna ah Koa magnenjiky za anao sahiragna ah
Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"...
Tô tsy volan'i babanao
Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako
La vie nama ah Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao Tô... tô... tô...
Tô tsy maty eh! Tô tsy maty eh!
Eh Tô tsy maty Tô tô tô
[[Yeah! za ilay zahagna Anao ilay mpizaha.
Mitandregny]]
Ra haiko aminao mindao mody eh!
Everybody say! mody eeh...
Anh, tsangana... Hey, yeah samby olo mihaigny @'vintagna nazy
Tô tsy volan'i babanao Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako la vie nama ah
Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao
Tô... tô... tô... Tô tsy maty eh!
Tô tsy maty eh! eh Tô tsy maty Tô tô tô Ah,
Sora nofotro MADAGASCAR
EBAH

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists