Kishore Kumar Hits

Marco Klarck - Sarafina lyrics

Artist: Marco Klarck

album: Antsa Sakalava


Efa ela feriny igny izay mbo tsy mety janga
Asa nagnino nahazo anao o ampelasoa Sarafina
Haiko fa miha sarotsy fiaigna
Sarafina malahelo lava
Mbo renao fofondreo mikasoky amin'ny vatanao ao
Laha nagnitsaky anao hoe i mba ambarao o
Sarafina malahelo lava
Sarafina malahelo lava
Ho aia koa? Andesin'ny taoky sy poa
Sarafina mitady tany hilefaha
Baba tsy eo nene tsy eo
Mba ia ro eo ho an'i Sarafina?
I raiky avao mamelo gnainy e tsy maintsy mila
Miboaky aly ro hitany e
Mahavelo azy e izay ro vitany e
Sarafina malahelo lava
Sarafina malahelo lava
Ho aia koa? Andesin'ny taoky sy poa
Sarafina mitady tany hilefaha
Sarafina malahelo lava

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists