Kishore Kumar Hits

Marco Klarck - 5pm lyrics

Artist: Marco Klarck

album: Antsa Sakalava


Masony iny e, manenty anakay
Jangajanga iaby izay misy bay
Somogn'iny e, mampite hijano, mampitelin'ivy e
Vatany iny e, mampite hijano, mampitelin'ivy e
Zaho tsy mahadigny e
Amin'ny dimy ora hariva eo ambany iny manga isankariva
Fitiavana, fitiavana, amin'ny dimy ora hariva
Tsy atakaloko iha
Misaotse an-janahary fa nampisy anao ambony ny tany miantoky fifalia
Mampite hijano, mampitelin'ivy e
Ny fiaigna,
Mampite hijano, mampitelin'ivy e
Fahasambara,
Amin'ny dimy ora hariva eo ambany iny manga isankariva
Fitiavana, fitiavana, amin'ny dimy ora hariva

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists