Kishore Kumar Hits

Nanté98 - Làlana lyrics

Artist: Nanté98

album: LIOR.


Lavitry ny làlana
Andeanako o

Maromaro nama niala no tsy antonoko
Izaho io nefa
Mbola tsy avy antsasa-dalana
Mahatsapa f'efa lany aby bala
Lavitra ny làlana
Matsiaro tsisy tanjona aho ndraindray otranlah iany
Efa impiry aho zay no lavo tamin'ny tany
Mino aho fa ny lanitra no amaly ny taraina
Netsika tsy ny lalana no amaritra azy
Firy taona izay niarahana naharitra
Fa fatatro oe rapitso mety ho vototra ny tanany
Na rapitso mety hiontsona ny tany
Misitery zandry ny hoavy fa ra misy tina hambara enao mitenena
Taloha feno fierté
Fa zao aho refa diso d'efa miezaka miteny anazy aho oe
Miverena
De miverina izy
Tsisy tafa tsy ni-risque sy very mise
Mila misaina elah oe ketrika sa risoriso
Otrany refa hanala exam na permis
Vo- spam ny lohako isan'andro
Izy milahatra amin'ny pharm milamina
Te hanadino ny ratra any amin'ny zavatra milay
Fa tsy mi-bika izy
Very lavitra aho raha laozan'ny anjely
Noho ny laozan'ny pétasses sy ny bitches
Manatena hoe ho toizany ny lalany
Hoe ahita azy apitso
Mbola lavitra ny diako fa tsapako efa ho lany ny amby balako
Otran'ny an'ny advé ambony piste
Ho an'ny zandry kely sy ny sist'
Vitanao io refa sahy ianao mi-test azy
Telo taona otrzao aho tsisy niaino
Fa amzao aho menatra refa atson'zalah re-sta
Tsisy restart
Fa raha tokony hoe averiko io m-rest ah
Kely sisa zaho de tafa tsy aiko oe aiza dada
Kely sisa zaho de tafa tsy aiko oe aiza lah
Lavitry ny làlana
Andeanako o

Maromaro nama niala no tsy antonoko
Izaho io nefa
Mbola tsy avy antsasa-dalana
Mahatsapa f'efa lany aby bala

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists