Kishore Kumar Hits

Samoela - Izy Irery lyrics

Artist: Samoela

album: Zara Revy


Izy irery nge sisa no teo
Ny ambiny efa lasa fa leo
Izy irery ihany sisa tavela
Ny hafa efa dila efa ela
Izy irery ihany hatram'izao
Mbola miandry sy mahatoky anao
Izy irery ihany tsy mety miova
Mbola mino fa hiverina ny rova
Izy irery nge sisa no eto
Efa nirodana, no sady marefo
Izy irery sisa mamisavisa
'Lay kôzinao, ilay hoe paradisa
Efa tsy manja izy, rarany sisa
Efa resy izy, resin'ny adrisa
Izy irery ihany no mbola manantena
Hoe mbola hiova ilay nivadika horera
Niandry anao izy eh!
Nitady anao izy eh!
Nanantena, vola sy harena, avy aminao
Nihevitra azy ho mpandresy izy eh!
Nihevitra azy hoe fetsy izy eh!
Nefa ianao, efa nahazo vaovao
Sasatra teo izy eh!
Niahaka teo izy eh!
Nilaozanao
Nokafarainao
Nataonao lao...
Nanantena ny tsy hita eh
Sendra izay boto alika izy eh
Tsara fika
Nataony nahita
Fa sipa mivika eh!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists