Kishore Kumar Hits

Samoela - Rava lyrics

Artist: Samoela

album: Zara Revy


Dia rava tanteraka tokoa moa zany ilay fitiavantsika roa
Mangina aloha fa mora voa, marary fo sy miasa lo,
Ilay fitiavantsika tsisy rah nanjary rava ity ny afarany
Samy mandiny tena aloha, ra manina dia mba miantso
To latsalatsa sy vazavaza! ianao no tena basy vava!
Lay fianakaviana koa mba niangavina maika koa nanisy sira.
Mamorondainga sy mifosa lava o! Tsisy zavatra mazava, metsaravelatsihy misarontava vita bitro lalandava, lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja, ketriketrika matetitetika, makalagy sy manjetika
Manana ny adala ka manampombava aiza hiany ilay mazava?
Rovina re vo mba hisava angatahana ny avo lalana mafy fa satria:
Izaho mbola tia andry!
Mbola tena mbola mankafy oa za ooo!
Mahita tsirony amndry!
Dia rava tanteraka tokoa moa zany ilay fitiavantsika roa, mangina aloha fa mora voa marary fo sy miasa lo, ilay fitiavantsika tsisy ra nanjary rava ity ny afarany;
Samy mandiny tena aloha ra manina dia mba miantso...
Dia mody eto an-trano tsisy teny na mvalaginina avy an-trany
Manangambovona tsy mety miratra, mapandainga manahirana
Niasaharotampiaronao mamelotra ny retsy koa milaza angano.
Tsy maraina tsy hariva tsy atoandro zany ny analanao andro,
Ny ato an-trano milaza tsakinaky, atin-kena miampy lagy!
Vo lalovany panajazy dia efa mahonena sy mjaly! tsika toa angamba hitoka-monona any alavitra any tsy koboko any! any angamba maginatitra e! angatahina ny tena andriamanitra satria: za mbolatia andry, mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry!
Lay mody ato an-trano tsisy teny na mvalaginina avy hatrany!
Mananga-mbovona tsy mety miratra, mapandainga manahirana
Niahasarota-piaronao mameno trano retsy ko milaza angano!
Tsy maraina tsy hariva tsy atoandro izany ny analanao andro;
Ny ato an-trano milaza tsakinaky, atin-kena miampy lagy!
Vo lalovany panajazy dia efa mahonena sy mijaly, isika roa angamba hitoka-monona any an-lavitra any tsy koboko any! any angamba mafinaritra e! angatahana ny tena andriamanitra satria: izaho mbola tia andry! mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry...
Mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry.

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists