... Oya e, oya e Za marary e Oya e, oya e Tara aminao za màmany eh Oya e, oya e Za marary e Oya e, oya e Tara aminao za màmany eh Mararirary aho rehefa tena tia Miantso lava aho mandany crédit Malahelo anao aho Te ahita anao aho Te hiar'anao zao zao aminao aho Rehefa tonga anefa ny andro malàza Tsy ahita kôzy aho, tsy ahita ambara Dia hipitrapitra eo aho, hy tsiriritra eo aho Hilela molotra tsy hakasika an' ndry Oya e(oya e), oya e (oya e) Za marary e Oya e (oya e), oya e (oya e) Tara aminao za màmany eh Oya e(oya e), oya e (oya e) Za marary e Oya e (oya e), oya e (oya e) Tara aminao za màmany eh Nahanofy ao oe ianao no manolaona Ny ampitsoko iny rehetra enao eo foana Hiteraka aminao aho Hanambady anao aho Hanagana ny ho aviko eo anilanao aho Indrisy anefa nofinofy iany zany Fa vao omaly ary aho tsy nahita havaly Môna sady kinà aho Maina sady sina aho Lasa mborona aho mijery anao Oya e (oya e), oya e (oya e) Za marary e Oya e (oya e), oya e (oya e) Tara aminao za màmany eh Oya e(oya e), oya e (oya e) Za marary e Oya e (oya e), oya e (oya e) Tara aminao za màmany eh Fa vazo vazo sy hira hira any zany Fa ra tsy ndondrona aho ka tratra any zany Kôtiko foana iny Na ho any na tsy ho any Tena tara aloha ekeko mety tara Nefa zany ndray de tsy aha lasa adala Matoa tsy zaka iny zay De efa tsy anjara Mino anay nareo tsara tsara Tsy mino anay nareo tsisy kafàra Omenay "bonne chance" fa zay tsy "déranger" Mamàny eh Oya e (oya e), oya e (oya e) Za marary e Oya e (oya e), oya e (oya e) Tara aminao za màmany eh