Kishore Kumar Hits

Samoela - Kalakely lyrics

Artist: Samoela

album: Hivazo Samoëla Vol.4


Izy tsy hanambara rahoviana hoe:
"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
Sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
Izay tena an-dohany ihany
Izy 'nefa tsy mandà
Fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an'eritreriny hoe:
Lasanao ny fony
Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe:
'Ty ny vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
'Zany angamba no tiany atao
Efa 'zay 'lay kalakely iny e
Izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de 'zay
Fa reventsika milay foana izy e

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists