Kishore Kumar Hits

Samoela - Mbola io (Naritiana) lyrics

Artist: Samoela

album: Hivazo Samoëla Vol.3

Manatsiaro ny fahiny aho
Fahiny mbola kely
Mahatsiaro tsiaro foana satria:
Mbola indro tsy afabela
Ilay isika roa tany an-tsekoly
Ilay isika tsy nifankalala akory
Nanomboka mpinamana
Vao niaraka
Dia mirava avy mianatra iny
Dia tafiara dalana
Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy
Le mirava avy mianatra iny
Dia tafiara dalana
Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy
Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an!
Maro loatra koa ny tsy itoviana
Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an!
Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po
Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po o! o! o!
Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po
Mijery ny ankehitsiny aho
Ny anio iainan-tsika
Manotany tena lava aho satria
Ianao tsy mino foana
Dai mbola tsy matoky foana ianao
Tsy mino ny efa vita
Kanefa na roanjato pejy aza
Tsy ampy ny tantaran'tsika
Tsy hitanao ve io an?
Fa tsy izao ve io
Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio
Itanao ve io an?
Za mbola io
Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio
Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an!
Maro loatra koa ny tsy itoviana
Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an!
Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po
Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po

...Na aminao io eh na amin'ahy
Fa dia izai oa dia izay dia izay ao!!!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists