Izy tsy hanambara rahoviana hoe: "Tia anao" izany Fa tena tia tokoa ve Sa manaiky fotsiny ihany Izy tsy hanambara rahoviana Izay tena an-dohany ihany Izy 'nefa tsy mandà Fa toa manaiky hatrany hatrany Nefa ny ao an'eritreriny hoe: Lasanao ny fony Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe: 'Ty ny vatako tolomy Dia toa miandry atao an-keriny izy 'Zany angamba no tiany atao Efa 'zay 'lay kalakely iny e Izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny Izay "passe"-nao "passe"-nao Ny revinao revinao Rehefa tia ianao de 'zay Fa reventsika milay foana izy e