Nahita karazana atambo aho h' aho Fa loza 'ty anio 'ty Nahita kazarana rombo aho hoy aho Fa degany 'ty miainga 'ty Reo mba te-hitrôtra kay mora maty Tsy hita trace eo 'ty Reo mba te-hitolona kay tsy ampy sandry Lanin'ny alika dia Darok'alika sy tsatok'antsy Zay zao ny fiainana aty Lacrymogène sy vodi-basy Zany no miandry an'ty Aza avela irery aho ôh Lavitra be nge ny lalana Aza arianareo aho hoy aho Aleo tsika tsy ifanary an-dalana Fa n'inona n'inona no ataon'ilahy N'inona n'inona revin'ialahy Efa bobaka be mpanola Tsy vitan'ny ketrika fa mila vola Efa bobaka be nge zao romotra Raha vao tsy akamany 'ty dia ho rotika Zay ny ambarako anao zoky eh Ambarako anao ôh Mila mitolona, mila miketrika Mitady ny lalana mendrika Mila mitraka, tsy misy aki-letika Raha tonga ny gidra, tsy mihemotra Mila mahasaky, tsy mila milefitra Mijoro, tsy mila adi-hevitra Ekipa solide, fa tsy rainitetaka Mifezaka, tsy misolelaka Ataovy ao an-tsaina, ataovy ao an-doha Raha tsika manôka, dia ny atsy mandrezatra