Kishore Kumar Hits

Samoela - Potika Sy Love - Live lyrics

Artist: Samoela

album: Live Antsahamanitra 2017


Zaho iaraka aminao ôh!
Maty aho raha tsisy anao
Ento aho mba ho anao, malalako ôh!
Ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ôh!
Manja, mahalasa adaladala zaho!
Hafa ny anilanao malalako ôh!
Ilay tompon'ny hafanana
N' inona mandalo, rivotra, na rano, sopatra, sy akaso; handatsa-dranomaso
Ny foko efa lasanao...
N' inona miseho, zakanay izay eo
N' inona ny ho avy, afera be gravy!
Zaho iaraka aminao ôh!
Be ny mpankahala, be ny manadala, be mankasiaka, be misary alika
Tiaviko foana ianao ôh!
N' inona tantara, sy fananabarana
N' inona lazaina, n' inona ny kôzy!
Za potika sy love eh!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists