Kishore Kumar Hits

Samoela - Miarahaba lyrics

Artist: Samoela

album: Ao Anatiny


Miarahaba anareo ry mpanatrika etoana
Miarahaba anareo ôh!
Miarahaba anareo f'elaela tsy nihaona
Miarahaba anareo ôh!
Miarahaba anareo fa tahian' Andriamanitra
Miarahaba anareo ôh!
Mahita anareo, ka sondriana, finaritra
Miarahaba anareo ôh!
Tena tonga nareo ty fa tsy vazivazy
Miarahaba anareo ôh!
Tena faly ny foko, fa tsy sangisangy
Miarahaba anareo ôh!
Tonga dia kaly mameno vilany
No aroso anareo ôh!
Ampiako mozika, fanampin'izany
Raha revinareo ôh!
Miarahaba anareo ôh!
Tratry ny fety an!
Mirary anareo ôh!
Mba hahita ny mety an!
Nareo ngeh no havako ôh!
Ka Banjino ny tavako an!
Dia mba raiso ny tanako ôh!
Dia bisou ny takolaka an! Eka!
Bien le bonjour à vous, honorable assistance
Bonjour à vous qui êtes venus nous voir
Bien que le temps nous ait quelque peu séparé
Il ne nous a pas laissé choir
Bienvenu à vous, qui êtes bénis de Dieu
Et nous a, à nouveau réuni en ce lieu
Nous vous souhaitons de passer avec nous des moments agréables
Car moi, mon bonheur est presque palpable
De vous vous voir ici, si nombreux
Amusez-vous, appréciez, soyez heureux!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists