Ny anarako Samoela (Bonjour Samoëla) Za bandy tsy werawera Sanatria aminay ny miseho milay Zay tsy mpanongana, manafay Mitory ny hafatra no asanay Ny vaovao tsy ho lany Ny pasinay tsy ho lany Miara-manopo, miara-mitolona Miara - mandroso, miara-miroule Tsy misy kale, rehefa samy vonona Lol ... Tompokolahy sy tompokovavy an! Ry vahoaka manatrika etoana an! Midera anareo zahay, ny soa izay nataonareo Ny tsara nomenareo, ny vola narianareo taminay Diniho anie, jereo anie, hevero anie Raha ny asa no lazaina Raha mozika no visaina Kalamina ny saina Lafatra ery ny aina Mety, ho feno anareo ndray ny fety Misaotra anareo ry reto Nihaino nareo ry reto Zay hevitro no lazaiko Zay namizana ny saiko Zay hitako, notantaraiko Zay henoko, no nampitaiko... Lol Misaotra anareo aho... Lol Mankalaza anareo aho... Lol Maka anareo... Lol Mitantara ny zava-misy aho Mahatsiaro n'izay lasa Mandinika izay mitranga aho Maminany izay ho avy... Lol Tsy mba ni-finte aho... Lol Ka raha nety ny natao Raha nahafaly anao Hasambarana ho anao Fiadanana ho anao... Lol Tsara tso-drano... Lol Voninahitra ho anao... Lol Mizesta kely eo... Lol 'Zay ny kôzin'i Samoela (Merci Samoëla) Misy apôka aho fa tsy mi-poera Sanatria aminay ny miseho mahay Zay tsy bôgosy, nefa milay Misera aminareo no asanay Ny revinay tsy ho lany Ny pasinay tsy ho lany Miara-manopo, miara-mitolona Miara - mivazo, miara-mamorona Raha sendra tsy mety, miara-mitotona Lol