Kishore Kumar Hits

Samoela - Ho Any Amin'i Piso lyrics

Artist: Samoela

album: Ao Anatiny


Fa ankehitriny izao
Dia miondana tanteraka anao aho
Ni-imprimeko jiaby
Ireo sarinao izy koboko tanaty ny fb Analan'ny ny bandy aho
Hoe sipa mpisera
Makorelina be Nefa efa hoatry ny babo
Ka na inona kôzina
Za marenina be
Isan'andininy
Fa nolalovanao iny
Dia tara avy hatrany aho! Notsikinao iny
Ka taitaitra be ihany Charmenao iny aho!
Latsaka avy hatrany aho Rahoviana
Ka rahoviana
No mba hamangy anao any aho!
Sasa-miandry be mihitsy aho
Hoe rahoviana ihany no mba omenao fotoana Lasa saina be mihitsy aho
Hoe atomboko avy aiza tany 'ty isika mihaona Tsy mila safary
Tsy mahay mikabary
Tsy mikôty ela be
Tsy be sermône
Fa sms amin'ny phone
Dia efa samy paré
Raha valianao ok!
Mandray betax avy hatrany aho
Ndeha any amin'ny piso an!
Hanao fitiavana be
Any aminao iny...
Any aminao iny eh any aminao iny bb...
Any aminao iny eh

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists