Iô! Remama eh!
Ianao raiky avao
Tiako biby, tiako mare!
Nandeha any Tana zaho
Nivanga bigôdy
Nivanga solomaso
Nivanga seritety
Fitiavako anao niny eh!
Mampagaigigaigy ahy
Saika hamonoako tena
Fa hoe hanary ahy!
Nitelomako "nivaquine"
Nisôtiko tamin'ny tômôbily
Nipepipepy nitsabo ahy
Tsy nihainoako ray aman-dreny
Nanaovako be marenina
Tsy nihainoako vavan'olo
Na olo-raiky, na fokon'olo
Fa hoe ny tiako tsy ariako
Поcмотреть все песни артиста
Other albums by the artist