Kishore Kumar Hits

Samoela - Valy Vato lyrics

Artist: Samoela

album: Ao Anatiny


Ino raha nambarako anao iny
Nokoraniko taminao, novolaniko anao eh!
Anao mandiniha!
Anao mba mitandrema
Fa sondriana, variana
Lay mandao ny akany, milefa jaly io
Sur fa tsy izy eh!
Lay mandao ny ankizy, milefa ny adidy io
Sur fa tsy any!
Gaga aho nomaly, tojo valinao
Lasalasa saina, migoka sy midaina
Aia zao iha, variana kariera
Efa any Anivorano va, sa mbo Andilamena
Ombia vao ho avy... le ombia avao
Hitondra raha matavy, hiday raha mamy
Ny radio nivola, misy kariera vaky
'Ny ankizy efa tsy gaga, hoe: efa any izay baba
Mitsiriritsy emeraude, safira, rubis
Le manonofy vato ty mpamaraky mila pify
Hisy raha mba hanjary va, ny amin'ty taona 'ty
Ho Milialidera, laha mipôky 'ty afera
'Reto zaza tsy mi-bôsy, madama môsimôsy
Ndre ariary tsy am-pôsy!
Ranomaso teto tamin'ny afak' omaly
Nahare vaovao hoe nisy tototsy ny tany
Ilay kala fara iny ro nanonofy an'izany
Tsy nety nieny, ndre nampiroroha
Notrosa crédit, sanatria, sanatria
Vao Messagerie, madama no nitsipaka tery
Iha nefa katry, le mba nanala azy
Taraiky tany ho any, sendra mpanao massage
Ilay zaza tomany teto, nadraiky narary teto
Na-iditra hopitaly, nefa iha tsy hita avao

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists