Kishore Kumar Hits

Samoela - Taraiky lyrics

Artist: Samoela

album: Ao Anatiny


Mila ravim-boafotsy aho...
Ampindramo bodofotsy aho...
Tsy azon-kafanana...
Tena mila an'i madama...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila ataonao massage aho
Dia omeo fampatoriana aho
Dia andefaso hirahira aho
Aza atonina mihitsy aho
Fa taraiky aho, mahatsiaro mangingina aho aty eh!
Lasalasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry oh!
Tanteraka avokoa ny natao, nefa tsy varany an!
Ny ato an-tsaiko hoe raha mba teto angamba ianao
Zay vao ho hasambarana...
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana devoly aho
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tik tak do aho eh

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists