Kishore Kumar Hits

Samoela - Sabotsy Mariazy lyrics

Artist: Samoela

album: Maha-Domelina


Tsikitsiky miran' andro!
Mazava toa masoandro ôh!
Falifaly manao izay mety eh!
Mihetsiketsika ery fa fety
Falifaly fa tonga vahiny!
Miramirana ery "tantine" eh!
Tsy tafandry mandry ry zandry eh!
"Courage" fa hanala azy!
Sabotsy ny andro ôh!
Baliaka ny masoandro ôh!
Faly aby ny olo!
Sabotsy mariazy eh!
Mampiaka-bady eh!
Fianakams jiaby!
Tonga fa fety eh!
Ravoravo moa Mama eh!
Karakôry moa baba eh!
Tsofy rano moa zaza io eh! Fa andeha lavitra eh!
Zanahary mandahatra tsara, voninahitra ny an'ny olon-dehibe!
Raha fahiny mba naka ny an'ny olo ôh!
Raha 'ty ngeh mandeha "par tour" ôh!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists