Kishore Kumar Hits

Samoela - Vao Matingy lyrics

Artist: Samoela

album: Maha-Domelina


Nikorôsy vao matingy aho omaly, ôh ôh!
Mailamailaka fa hamonjy anao; miramirana aho no sady falifaly
Faly ery ny fo, mitsiky ery ny loha
Mieritreritra an'izany!
Ny antsika roa mantsy; ilay vao masil iny ihany
Amin'iny ianao no mety; amin'iny no fety!
Raha vao taratara mantsy ôh ôh!
Rava vao soarasoara
Lasa resaky ny valaka: Ny tsain efa raraka, ny tary efa katry
Nitapô tamin'dry lerony aho androany; efa kôpy ianao!
Nolaingako kely fa tsy "quoi" zany!
Lainga masina io, efa kobonao
Tsy miala ilany izany aho ry zalahy; fa misy miandry ka tsy maintsy mi-pà
'Ty misy kely raha ampiana ny sôra!
Miala tsiny eh!
Miala tsiny aho moa lesy "copain"!
Tsy fika nôfa, na koa hoe "refrain"; mi-repl eo aho rehefa milamina ny tsain!
Fa manao tsy salamalama kely izy ao!
Ka ilay amin'ny manaraka, sao tsy hampifanaraka
Fa zaho tsy mahatanty!
Efa ianao no nekeko, sady ianao ianao no reveko; dia tsy maintsy ianao bipeko
Miala tsiny aho raha mamba, fa ianao tsy hita lava; nefa kobonao ihany!
Izay ilay revintsika roa iny eh!
Izay ilay mety amintsika roa iny eh!
Kôpy ianao, mirevy ianao, tiako ianao, milay ianao
Mankalaza anao zaho oh!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists