Zaho iaraka aminao ôh! Maty aho raha tsisy anao Ento aho mba ho anao, malalako ôh! Ho andefimandrinao Reveko ianao malala ôh! Manja, mahalasa adaladala zaho! Hafa ny anilanao malalako ôh! Ilay tompon'ny hafanana N' inona mandalo, rivotra, na rano, sopatra, sy akaso; handatsa-dranomaso Ny foko efa lasanao... N' inona miseho, zakanay izay eo N' inona ny ho avy, afera be gravy! Zaho iaraka aminao ôh! Be ny mpankahala, be ny manadala, be mankasiaka, be misary alika Tiaviko foana ianao ôh! N' inona tantara, sy fananabarana N' inona lazaina, n' inona ny kôzy! Za potika sy love eh!