Misy ny akama vô sendra sampanana Nataon'ny namany mialangalana Ny ol'n-drehetra nandeha niankavanana, izy nandeha niankavia N'aiza n'aiza eto ambon'ny tany, Washington hatrany Paris N'enaran'zany d very any 'ty Adino ny akama f'ntsika 'nie gasy Iray aina no iray vatsy Fady amin-tsika ny miolakolana Fady amin-tsika ny miolonolana F'ntsika rehetra d mpiara-mitolona [(Very any iny eh!) x 3]² Manin n'efa no miala am-maro Malaina m'fangaro Irery mandeha any lan'ny mamb'é Manin n'efa no miala Malaina m'fangaro am-maro Irery tavel'ao lan'ny trano Ra'dizina 'rery aho idiran'angano [(Very any iny eh!) x 3]² Na itodik'aty na itodik'ivoho Ny tondro tokana tsy mahavoa Farafaratsiny miara-droa Ratsana telo vô mahisin-delo Ny be sy ny maro tsy lan'ny da'lo Na rivo-doza na koa fahavalo Mbola hafa ihany no mifankahita Aleo mifampiandry vô miara miampita Ra'mifamitaka tsisy tafita Sambatra ihany aho manana anao 'Zaho sy ianao no navit'an'zao Mipatrapatraka ny hira vaovao Ooooh [(Very any iny eh!) x 3]² Manin n'efa no miala am-maro Malaina m'fangaro Irery mandeha any lan'ny mamb'é Miaraka aminay tsy lani'ny voay Manin n'efa no miala am-maro Malaina m'fangaro Irery tavel'ao lan'ny trano (Apoay Apoay zestanao 'zany) Ra'dizina 'rery aho idiran'angano Ooooh [(Very any iny eh!) x 3] x 4 End