Kishore Kumar Hits

Jaojoby - Tsy Zanakra Mpanarivo lyrics

Artist: Jaojoby

album: Malagasy


Mahaiza mipetraka ireo lehilahy e!
Mahaiza taivy nareo lehilahy e!
Zahay lehilahy tsy hoe maditra
Io fomban'ny maso mitsiriritra
Anao bogôsy na manam-bolaa!
Zaigny tsy atao hampiholahola!
Raha misy mandalo kara anjely!!
Zaho tsy hivadika velively!!(tena marina)
Tsara mifanaja, tsara tambitamby
Tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
Tsara mifanaja, tsara tambitamby
Tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
Ok no problem
Calme fotsiny nareo vahiavy e!
Aza taitaitra areo zavavy eh!!
Zahay vehivavy tsy kilalao
Sao mbola mitetika ankilabao
Aza atao loatra saro-piaro
Sao lasa manaraka dia kiraro
Tsara fitiavana mifamaly
Amzay olo-jiaby falifaly
Ref
Eo eo eo ahila
Eo eo eo ahila
Soma soma soma tsika
Kaza mba saro-piaro moa!!
Maso mahita tsy mitana moy ehh!!
Lehilahy maandivandivandy
Tsy rarahanay manambitamby

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists