Ao Antanambao ô Antanambao re no eto Raha sendra tsy fantatrareo Sanatria anay no hanambaka namana F'izay tonga eto zaza sahala Aho monina Aho monina Antampon'Antanambao Misotro ny ranon'Andranobe Sanatria anay no hanambaka namana F'izay tonga eto zaza sahala Eny re Eny reroy ô ô ô Aoka re Aoka ry lahy Hizaha toerana hilalaovana Eny re Eny reroy ô ô ô Aoka re Aoka ry lahy Hizaha toerana hilalaovana Ao misy an-Rampiodifolaka Mpitsabo marary amin'ny fomba gasy Ao koa ry Ingahy Radezy Izay nanome vola ny fiangonana Ao koa ry Ikalatonaka Izay nanary zanaka tany am-bala Ao koa ny olom-boafidy Izay misolo tena an'ireo vahoaka Ao misy an-Rampiodifolaka Mpitsabo marary amin'ny fomba gasy Ao koa ry Ingahy Radezy Izay nanome vola ny fiangonana Ao koa ry Ikalatonaka Izay nanary zanaka tany am-bala Ao koa ny olom-boafidy Izay misolo tena an'ireo vahoaka. Aza taitra raha misy manaitra Fa ny filaminana no tsinjovina. Aza taitra raha misy manaitra Fa ny filaminana no tsinjovina. Eny e Hizaha toerana hilalaovana Aho monina Aho monina Antampon'Antanambao Misotro ny ranon'Andranobe Sanatria anay no hanambaka namana F'izay tonga eto zaza sahala Eny re Eny reroy ô ô ô Aoka re Aoka ry lahy Hizaha toerana hilalaovana