Lasa hono Lendrema Lasa hono Lendrema Zanaka lahy an-drarederve Nandeha niala any Ankazomalaza Iao iao iao ia ia ia iao Lendrema maditra Lendrema maditra Mamalivaly an'ny ray aman-dreny Manao kamokamo mitsaoka raharaha Iao iao iao ia ia ia iao Naka fiara-kodia Lendrema maditra Lasa nitsaoka any Antananarivo Lasa nitsaoka any Antananarivo Iao iao iao ia ia ia iao Tsy hita intsony Lendrema Tsy hita intsony Lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao Any Anjanamasina Any Anjanamasina No hahitana ireo adala No hahitana ny zaza maditra Iao iao iao ia ia ia iao Nandeha nody any ankazomalaza Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala Tany andrefan'i Antanarivo Nandeha nody any ankazomalaza Fa voavelively fa zaza maditra Tany andrefan'i Antanarivo Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreniny Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreniny Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry A Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry A Alan'ny olona any Ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olona Alan'ny olona any Ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olona Nony maty lendrema Dia lamba mena no gony Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy Nony maty Lendrema Nony maty Lendrema Tsy nisy nandevina Tsy nisy nandevina izany Ity tantara ity dia tantara Ndrema Tantara Ndrema ilay maty ny ditra Rehefa maty Ndrema Dia mbola velona ny zanany Zanak'I Ndrema dia zanaka jomaka Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Mirenireny foana eny an'tanana Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Ka mirenireny foana eny an-dalana Bôfinay mitady hidegà Hidegà, hidegà, hidegà Ka midegadegadegany eny an-dalana Bôfinay mitady hidegà Bôfinay mitady hidegà Hidegà, hidegà, hidegà Ka midegadegadegany eny an-dalana Dadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsony Fa matimaty foana tamin'ny rotaka Dadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsony Fa matimaty foana tamin'ny rotaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zaza kamboty navelan'i Ndrema Teraka latsaka tany an-tsena: Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zanak'andevo tsy mahate ho tia Zaza maditra tsy vita sonia Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Tsy misy vola ividianana vary Mangarom-paosy dia mamaky trano Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Tsy misy dada tsy misy neny Ny arabe solon-dray aman-dreny: Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zanaka jomaka, zanak'aliaka Zanaka jomaka zanak'aliaka Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Mizara vary am'zanak'aliaka Mizara vary am'zanak'aliaka Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Tsy hita intsony Lendrema Tsy hita intsony Lendrema Nitomany àry i Dada sy i neny, Nitomany àry izoky sy izandry A ia ô! A ia ô! A ia ia ia ô!