Ny alina aty tsy ali-mangina Anjakan'ny habibiana Riran'antsy no hatoriana Anjakan'ny habibiana Ny alina aty tsy ali-mangina Anjakan'ny habibiana Riran'antsy no hatoriana Olon-dratsy, ali-mangina Olon-dratsy mirongo fiadiana Mamakivaky ny ali-mangina Manafika antoandro izao ny dahalo Lasany mbamin'ny anjara masoandro Ny alina aty tsy ali-mangina Riran'antsy no hatoriana Olon-dratsy mirongo fiadiana Mamakivaky ny ali-mangina Tsy misy afa-tsy ny firaisankinantsika e Io ihany no hanavotra antsika e! Raha samy mandeha samy mitady: eo isika mianakavy Tsy misy afa-tsy ny firaisankinantsika e Io ihany no hanavotra antsika e! Raha samy mandeha samy mitady: eo tsy manavotr'azy Ny alina aty tsy ali-mangina Olon-dratsy mirongo fiadiana Mamakivaky ny ali-mangina Riran'antsy no hatoriana