Tadidiko ry zalahy t@ 72 isika vao nanomboka niaraka Mpianatra, ankizy nisy firaisankina, tao isika no niposaka Tsaroko tsara izany andro izany Miara-mihira, tsisy tahak'izany Ny fiainanay mbola hira ihany Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho Oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho Izao ndray ry zalahy e, raha mbola tafaray e Satria ianareo dia feno fitiavana Ny hira sy ny asanay, dia tady tsy hifandray Nefa mbola mety mihavana Ny asanay, efa sesi-lany Ny fiainanay, tsy hira ihany Ny tarikay, mbola eo ihany Ea ea ea ea ee. Ea ea ea ea eee Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho Oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e Isika efa antitra mbola tafiaraka Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e Isika efa samy mitondra taranaka Tsinjoko tsara, izany andro izany Tsinjoko tsara, isika @ izany Mbola mihira, tsy aki-tomany Ea ea ea ea ee. Ea ea ea ea eee Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho Oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho