Nalefa stage toa madirovalo ny mpianatrin'ny universite Nalefa stage izy ireo handinika ny zavamisy an Maromaro ireo zava-misy hitan dry zareo toa Madirovalo Anisan'izany tantaran'i Hadamalandy iiii Tantara marina izany ry leroniannn Misy biby tsy azo jerana ary izay mahita tsy mahazo manambara Biby be agamba biby lava ao anaty honahona feno bararataaa Nisy vahiny valovotaka efa mpaka bararata Tsy naharitra fa nitantara tamin'ny olonoooo Ny toerana nisy ilay biby Niharandoza hoaho ny vady aman-janany iiii Izany ny zombanan'Helo be, Loharano madio manondraka ilay honahona Ilay toerana fady annnn Izany ny zombanan'Helo be Loharano madio manondraka ilay honahona Ilay toerana fady annnn Nananana nanana nana Nananana nanana Mizara roa ary ny fitondrana ao @ firaisan'ny Madirovalo Mizara roa izy ireo kanefa samy mitondra vahoakaaa Ny iray fitondram-panjakana izay etin'ny lehibe ny firaisana Ny faharoa dia ny fitondran'ny Razana Ka i Hadamalandy no mitondra an'izany annnn Izany no tromban'i Madirovalo any Ambato Boeny ihhh, Tromba mitondra vahoaka sady tromba hoetim-bahoka Izany no tromban'i Madirovalo any Ambato Boeny Tromba mitondra vahoaka sady tromba hoetim-bahoka Nananana nanana nana I Hadamalandy dia Mpanjaka mena, Taranak'ireo Mpanjaka taloha Izy no Ray aman-dRenin'ny tana, mitantana ny fomban-drazana Ireo mpianatra avy, avy any Oniversite Tsy naharitra fa nangatam-pitahiana sy tso-drano Iadamalandy Tao anaty zomba no nanaovan'izany Izany no zombanan'Helo be Fangataham-pitahina fanahin'ireo Razam-be No mipetraka ao annn Izany no zombanan'Helo be Fangataham-pitahina fanahin'ireo Razam-be No mbola mitahy annn Nananana Nalefa stage toa madirovalo ny mpianatrin'ny Oniversite Nalefa stage izy ireo handinika ny zavamisy an Maromaro ireo zava-misy hitan dry zareo toa Madirovalo Anisan'izany tantaran'i Hadamalandy iiii Tantara marina izany ry lerony annn