Kishore Kumar Hits

Bodo - Neny lyrics

Artist: Bodo

album: Izaho sy Neny


Fitiavan-dehibe
No omen'ineny anao
Na kapoka aza re
No azonao
Fitiavan-dehibe
Fa naharary anao
Tsy nanenenany
Fa tiany ianao
Tadidinao ve
Ny angolangola sy ny hantanao?
Tsikitsiky sy hehy
Kilalao nahazatra anao
Tsaroanao koa ireo
Tsora-kazo nihatra taminao
Ianao no toy izao
Dia noho ireo

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists