Kishore Kumar Hits

Niu Raza - Mm-hmm lyrics

Artist: Niu Raza

album: Mm-hmm


Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Morning we rise
Sun is shining and still we are complaining
Complaining for what?
Worrying about how much money I'm making
Cause life is hard
And I'm still thinking instead of living
Cause I'm still alive
Yeah I'm still breathing
Isaorako ny ao ambony
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Fa mbola velona e
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, Fa mbola velona e
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
I call my mama on Skype
I talk to Dad on Facetime
I talk to God all the time
Cause only him knows
Where I'm going
Cause only him knows
Where I'm heading
Tsy maninona raha diso indraindray
Fomba izany fiainana daholo sady 'zah mbola tanora
Mianatra ny lesoka no atao
Fomba izany ny miaina irery tsy mba vita moramora
Vehivavy ny tena mozika no atao
'Nefa toa nalaza hatramin'ny nono
Eny be ny mihaino
Eo ny mody mihaino
Ny milaza tsy tia ahy 'nefa dia mbola mihaino
'Zaho 'nefa tsy maka lagy
Ny fiainana tsy atao asiana lagy
Fa sao dia antitra vetivety
Satria mpandalo ihany isika ambony tany
'Nefa 'Zaho tsy mba maka lagy
Ny fiainana tsy atao asiana lagy
Fa sao dia antitra vetivety
Satria mpandalo ihany isika ambony tany
Isaorako ny ao ambony
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Fa mbola velona aho
Isaorako ny ambony ao
Ah Ouuh!
Velona e
Fa mbola velona e
Mm-Hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm
Eeh eeh eeh, mm-hmm

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists