Kishore Kumar Hits

Niu Raza - Miovaova lyrics

Artist: Niu Raza

album: Miovaova


Mandeha ny fotoana
Mamindra ny tongotra
Ny toerana samihafa
Sady ny olona koa miova
Eny mitady foana
Zavatra tsy ananana
Isika olombelona
Fa izany hono ny fiainana
Mama
Matokisa anao
Sanatria izaho handatsa anao
Dada
Matokisa anao
Sanatria izaho handatsa anao
Aza manahy
Misy dikany ny raha ataoko
Na dia indraindray
Be aza ny sakana eo anoloako
Fa miovaova
Ny fiainako marina mafy
Fa miovaova
Mba marina eh
Fa miovaova
Ny fiainako marina mafy
Fa miovaova
Mba marina eh
When I walk too far
Sometimes I forget yo
Not to get lost
When I go too far
Sometimes I get scared yo
But I've got God
When life gets hard
But you know I got dreams Yo
I gotta stay strong
And play my cards
And try until I make it
You gotta have faith in it, you know
Mama
Matokisa anao
Sanatria izaho handatsa anao
Dada
Matokisa anao
Sanatria izaho handatsa anao
Aza manahy
Fa misy dikany ny raha ataoko
Na dia indraindray
Be aza ny sakana eo anoloako
Eny e
Eny e
Eny e
Mba marina eh
Eny e
Eny e
Eny e
Mba marina eh
Fa miovaova
Ny fiainako marina mafy
Fa miovaova
Mba marina eh
Fa miovaova
Ny fiainako marina mafy
Fa miovaova
Mba marina eh
Eny e
Eny e
Eny e
Mba marina eh
Eny e
Eny e
Eny e
Mba marina eh

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists