Kishore Kumar Hits

Ndriana Ramamonjy - Lokon danitra lyrics

Artist: Ndriana Ramamonjy

album: Tarika, vol. 5 (Lokon-danitra)


Maizina ve ilay lokon'ny lanitra?
Mavesatra hona faha fahavaratra?
Jereo ny lokon'iry tanimbary iry
Tarafin'io masoandro miletik'io
Mahereza ianao, hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ny lala-tsitoa
Ao anatin'ny mafy ny hasehony anao
Ny haleben'ny... Voninahiny
Mahereza ianao, hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ny lala tsy toa
Ao anatin'ny mafy ny hasehony anao
Ny haleben'ny... Voninahiny
Nandao anao va ilay hava-tianao?
Sa very maina izay ezaka efa natao?
Henjeina nohon'ny marina va ianao?
Ka mampanjombina ny lokon-danitra.
Mahereza ianao, hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ny lala-tsitoa
Ao anatin'ny mafy ny hasehony anao
Ny haleben'ny... Voninahiny
Mahereza ianao, hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ny lala-tsitoa
Ao anatin'ny mafy ny hasehony anao
Ny haleben'ny... Voninahiny

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists