Kishore Kumar Hits

Fihirana Fanampiny - Jesoa! Apetraka aminao lyrics

Artist: Fihirana Fanampiny

album: Best of (Fihirana Fanampiny)


Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa tsy misy fetra
Jesoa, apetraka aminao
Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan' aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka aminao
Jesoa, apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists