Kishore Kumar Hits

Ambondrona - Misy Fetra lyrics

Artist: Ambondrona

album: Ny ho avy


Hatramin'izay toa nangina foana aho
Nandefitra, tsy mba namaly anao
Matetika aho no milaza fa tiako ianao
Nefa indraindray toa araraotinao
Ho ahy sy ho anao
No nandeferako hatramin'izao
Fa tsy hoe sanantria tsy sahy aho
Ny eson-teninao ôôôô
Atsaharo amin'izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Efa dify angamba ny fetran'izany
Matoa aho miteny
Tsy zakako ireny
Ho ahy sy ho anao
No handeferako hatramin'izao
Fa tsy hoe sanantria tsy sahy aho
Ny eson-teninao ôôôô
Atsaharo amin'izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Ny menomenonao
Lanjalanjao
Rehefa tsy tia ianao dia avelao aho
Efa dify angamba ny fetran'izany
Matoa aho miteny
Tsy zakako ireny
Ho ahy sy ho anao
No handeferako hatramin'izao
Fa tsy hoe sanantria tsy sahy aho
Ny eson-teninao (hmmmm)
Atsaharo amin'izay (ôôôôô)
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Ny menomenonao
Lanjalanjao
Rehefa tsy tia ianao dia avelao aho

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

5"

2020 · album

Similar artists