Kishore Kumar Hits

Ambondrona - Rakala lyrics

Artist: Ambondrona

album: 'lay Tanàna


Mankaiza foana ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa handeha hamosavy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay vazaha be nankany, dia tany
Mitetika harena ve sa
Mba tia hanala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina, oh oh
Mitandrema ianao (mitandrema ianao)
Sao solafaka (sao solafaka)
Jereo ny namanao (jereo ny namanao)
Tsy mba manao ny toy izao, mmh-mmh

Ilay bandikelinao iny ve mba kôpy am'zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
"Nankaiza foana rakalakely iny? Fa te hahita azy aho izany"
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao ambany
Mitetika harena ve sa
Mba tia hanala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina, oh oh
Mitandrema ianao (mitandrema ianao)
Sao solafaka (sao solafaka)
Jereo ny namanao (jereo ny namanao)
Tsy mba manao ny toy izao
Mitandrema ianao (mitandrema ianao)
Sao solafaka (sao solafaka)
Jereo ny namanao (jereo ny namanao)
Tsy mba manao ny toy izao, oh-oh yeah

Mmh mmh mmh
Mmh mmh mmh mmh
Mmh mmh mmh
Mmh mmh mmh mmh
(Mitandrema ianao) mitandrema ianao
(Sao solafaka) sao solafaka
(Jereo ny namanao) jereo ny namanao
(Tsy mba manao ny toy izao)
Tsy mba manao ny toy izao
Mankaiza foana ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

5"

2020 · album

Similar artists