Kishore Kumar Hits

Fanja Andriamanantena - Matoa Aho Mikalo lyrics

Artist: Fanja Andriamanantena

album: My Best Songs For You


Matoa aho mikalo
Izao hariva izao
Ka mamborak'eto
'Reo rakitr'efa tao
Tsy kalo an-terisetra
Tsy didy mahafanina
Fa alahelo anao
Mikalo fa dia manina
Matoa aho mikalo
Miritsoka mangina
Mitendry ity valihako
An-takariva sina
Dia fantatro sahady fa ho anao
Mihintsy,
No namoronako azy
Na tononkira vitsy
Ka mamborak'eto
'Reo rakitr'efa tao
Tsy kalo an-terisetra
Tsy didy mahafanina
Fa alahelo anao
Mikalo fa dia manina
Matoa aho mikalo
Miritsoka mangina
Mitendry ity valihako
An-takariva sina
Dia fantatro sahady fa ho anao
Mihintsy,
No namoronako azy
Na tononkira vitsy
Mikalo
Izao hariva izao
Ka mamborak'eto
'Reo rakitr'efa tao
Tsy kalo an-terisetra
Tsy didy mahafanina
Fa alahelo anao
Mikalo fa dia manina

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists