Efa ela aho no niady eh Niodikodina nitady eh Fa ahoana aho moa no tsy hofaly ah Androany aho nahita faka vady Mba iza moa no nanam-po Hoe tena mba hidoboka ny fo️ eh Hiova amizay aho Adinoko ny tany ahoriana eh Agamba kosa e! Androany aho tsy maintsy handroso eh Fa tsy hiemotra lava Na dia voa aza indraindray Nisaiko sy ny foko️ eh Efa ny fanaraka eh Fa tsy hamelanay Tsy ho amelanay intsony eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tongasoa an-dapa Antsika ny tanàna eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tonga soa an- dapa Anazy ny tanàna eh Nisy fotoana aho nivoady hoe Zah tsy mbola hanambady eh Satria ohatry ny tsy nisy ajara Fa tsy hoe nanalazy eh Tonga soa ianao madamako oh Efa ela no niandrasako eh Tonga dia ho ampiakariko Fa tsy ho andramako eh Agamba kosa e! Aleho amizay ho aroso eh Fa tsy hiemotra lava na dia voa aza indraindray Ny saiko sy ny foko e Efa nifanaraka e Fa tsy ho amelanay Tsy ho amelanay itsony Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tongasoa an-dapa Antsika ny tanàna eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tonga soa an- dapa Anazy ny tanàna eh ♪ Ka hoentiko oh oh Entiko any amin'i papa sy mamanay eh Sasa miandry izy eh Sasa miandry ny any aminay eh Ka tsy ho amelako ianao oh Tsy amelako marina mafy eh Faly aho fa nahazo oh Nahazo an'ilay nilaiko oh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tongasoa an-dapa Antsika ny tanàna eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tonga soa an- dapa Anazy ny tanàna eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tongasoa an-dapa Antsika ny tanàna eh Tafiditra an-dapa Ny mpanjaka vavy eh Tonga soa an- dapa Anazy ny tanàna eh