Tonga teto ianao nilaza Fa nahita ilay fitia Ilay nirinao hatrizay hatrizay Mba faly anie aho F'angamba ho sambatra amin'izay ianao F'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy Ny alahelo tanatiko tao Nafeniko tsy ho hitanao Leferiko ilay hany hasambarako Fa raha sendra mandalo mamangy any aho Ka maso manganohano no hitanao Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao Fa toa mafy izany adim-panahy Aza itserana akory aho Rehefa sambatra ianao ampy izay Niala teto ianao Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy Fa tsy ho ahy ianao fa niova fitia vaovao Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao Leferiko ilay hany hasambarako Fa raha sendra mandalo mamangy any aho Ka maso manganohano no hitanao Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao Fa toa mafy izany adim-panahy Aza itserana akory aho Rehefa sambatra ianao ampy izay Fa raha sendra mandalo mamangy any aho Ka maso manganohano no hitanao Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao Fa toa mafy izany adim-panahy Aza itserana akory aho Fa raha sendra Mandalo mamangy any aho Ka maso manganohano no hitanao Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao Fa toa mafy izany adim-panahy Aza itserana akory aho Rehefa sambatra ianao ampy izay Ampy izay