Kishore Kumar Hits

D-Lain - Tantaranao Tantarako lyrics

Artist: D-Lain

album: Tantaranao Tantarako


Asa raha tsy teo ianao
Nanaona ny fizoran'ny fiainako androany
Moa ho ve hisy tsiny zay rehetra atao
Tsy tiko sainina Akory ireo fotoana tsisy anao
Na efa ny ho avy Na dia feno ahiahy
Araraotiko ny anio hilazako anao
Amin'ny saiko sy ny foko no hitiavako anao
Zay no mahatonga ahy hameno isan'andro ehh
Tantaranao zay no tantarako
Zay lalanao tsy maintsy lalako koa
Zay ratranao, no ratrako
Ka zay fiainan-kafa, aleo ho any hafa

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists