Aieyii ...aieyaa... aieyii. Ny Olombelona oa samy misy maso Fa vao ny anao no mijery anah tonga misy raha, Ny Olombelona oa samy misy tanana Fa vao ny anao no mikasika ahy tonga dia misy raha. 'Lay foko feno fankahalana Mahagaga fa aminao aho tamana Na ràrana, na adalana ... Tsy anjaran'ny hafa no mitsara antsika roa . Aya ya ya ya Anah ianao fa tsy anay a! Nefa ny mamanao mbola miahiahy Kanefa anie le love tena mamay a . Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana NY anarako efa impiry nolotona Teo imasonao sy ny manodidina a Fa mino aho fa hainao na tsy mifona Fa be ireo manao lohan'angidina Na any ianao na any ianao ...anah Na sarotra aza ilay fihaonana Ny mpitsiriritra anao koa be ny havia sy havanana Tonga dia borikeo, kôzio zareo hoe aleo mpinamana Aya ya ya ya Anah ianao fa tsy anay a! Nefa ny mamanao mbola miahiahy Kanefa anie le love tena mamay a . Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana Tena mbola mahazo tsirony e! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e! Lasa maivamaivana 'lay fiainana