Kishore Kumar Hits

Dadi Love - Anaro Mbola Havanay lyrics

Artist: Dadi Love

album: Anaro Mbola Havanay


Anarô mbola havany euh!
Ieuh-ah! Euh-ia!
Ieuh-euh-euh-ah! Euh-ia!
Ouh-oh! Zay ty ndre tsy managna euh!
Anarô mbola havanay euh!
Eh! Anarô mbola havanay euh!
Anarô mbola havanay euh!
Za ty ndre malotoloto oh!
Anarô mbola havanay euh!
Aba! Zah ty ndre mamo lava euh!
Anarô mbola havanay euh!
Oh! Antsika io mbola fampihavagna
Anarô mbola havanay euh!
Ieuh! Zay ty ndre ratsy sora euh!
Anarô mbola havanay euh!
Samby zafiny tsy mitrosa ah!
Anarô mbola havanay euh!
Ieuh-ah! Euh-ia!
Ieuh-euh-euh-ah! Euh-ia!
Ouh-oh! Zay ty ndre tsy managna euh!
Anarô mbola havanay euh!
Eh! Anaro mbola havay euh!
Anaro mbola havanay euh!
Zahay na zanaka ambanivolo oh!
Anaro mbola havanay euh!
Euh zay ty ndre mantsin-keliky
Anaro mbola havanay euh!
Zahay na tsy mahay taratasy euh!
Anaro mbola havanay euh!
Aba! Anaro mbola havanay euh!
Anaro mbola havanay euh!
Eh! Aza ariagna rao zahay
Anaro mbola havanay euh!
Antsika io mbola fampihavagna euh!
Anaro mbola havanay euh!
Ty!
Zay ty ndre tsy managna euh!
Anarô mbola havanay euh!
Eh! Anaro mbola havako oh!
Anarô mbola havanay euh!
Ampandrosoanarô zahay euh!
Anarô mbola havanay euh!
Ataova karibo an-tragno oh!
Anarô mbola havanay euh!
Zay ndre malany hanigny
Anarô mbola havanay euh!
Aza misy fagnavakavaka euh!
Anarô mbola havanay euh!
Zay ty ndre banga an!
Anarô mbola havanay euh!
Antsika mbala la famille raiky fao zalah
Ndre trandraka am-bava rano oh!
Zay tsy maintsy misaoma bal euh!
Ndre sôrogno sambirano oh!
Zay tsy maintsy misaoma bal euh!
Ndre miakatra mahavavy euh!
Zay tsy maintsy misaoma bal euh!
Ndre tôndraka bemarivo oh!
Zay tsy maintsy misaoma bal euh!
Euh! Agny aminay zay euh!
Havako anarô zalahy
Mama euh! Mama euh!
Havako anao oh!
Mama euh! Mama euh!
Oh-oh-oh mama euh!
Tieko mama
Tieko mama ieuh-ah!
Eh mama euh!
Antsika hisaoma
Antsika hisaoma bal
Mama euh! Mama euh!
La famille, la famille
Mama euh! Mama euh!
Oh ye-euh-ia!
Ty tsy maintsy misaoma
To tsy maintsy misaoma euh!
Tô mama ieuh!
Eh mama ieuh!
Ty tsy maintsy misaoma
To tsy maintsy misaoma euh!
Eh zama
Anah koa mba hientoko andafy agny
Mba ino ma raha vidinao agny euh?
Zah ingiah hividy aomby ey!
Allo tonton zalah
Andre samby mahitsy orogno
Mama euh!
Ty tsy maintsy misaoma
To tsy maintsy misaoma euh!
Tô mama ieuh!
Eh mama ieuh!
To tsy maintsy misaoma
To tsy maintsy misaoma euh!

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists