Kishore Kumar Hits

Alalà - Vary Masaka lyrics

Artist: Alalà

album: Masaka


Vilany tany, rano mangotraka aho e
Vain'afo am-patana anie
Dia samy mikopaka.
Rehefa injay ny vary manitra,
Rehefa injay ny vary masaka
Tsy misy mitaraina,
Fa samy sambatra.

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists