Kishore Kumar Hits

Alalà - Tsodrano lyrics

Artist: Alalà

album: Masaka


Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma
Fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy
Ireo no namana tsy mandao
•••
Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao
Rehefa takariva avelao hamiratra ny takolao
Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma
Fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy
Ireo no namana tsy mamandao

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists