Kishore Kumar Hits

Skaiz - Ngoma Anao lyrics

Artist: Skaiz

album: Ngoma Anao


Any ianao zay Malala asa ra mba mahatsiaro ahy
Fa ilay foko ato adala mila ho very fanahy
Manembona anao lava oa za toy ny Zaza very
Manao tranon'ny kamboty milalao vovoka irery
Tsy ampy ilay tananao roa amihina mafy
Tsy ampy ilay vatanao iny anome hafanana
Tsy ampy ilay molotrao tiko anoroka mamy
Any aminao no misy ilay fitia tsy ho lany
Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma
Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana
Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma
Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana
Any ianao zay Malala ny embona anao tsy mety misava
Tsy mba misy itarainana fa miady irery eto
Banga loatra anao ny fiainana lasa embona sy sento
Tsy ampy ilay tananao roa amihina mafy
Tsy ampy ilay vatanao iny anome hafanana
Tsy ampy ilay molotrao tiko anoroka mamy
Any aminao no misy ilay fitia tsy ho lany
Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma
Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana
Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma
Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana
Aza miahiahy ilay toeranao tsy hisy ahasolo
F'efa natokako ho anao ilay foko manontolo
Enao aza miahiahy ilay toeranao tsy hisy ahasolo
F'efa natokako ho anao ilay foko manontolo
Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma
Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana
Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma
Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists