Kishore Kumar Hits

REKO BAND - Hafa Mihitsy lyrics

Artist: REKO BAND

album: Misia


Misy fitsikiko iray
Fanaoko rehefa indri no miantso ahy
Eto aho dia tao variana
De variana tsy fanahy iniana
Na hoe fidina ilay tsiky
F'izany angamba no atao hoe tia
Misy teny roa
Eo ampototry ny molotro
Tsy ho lazaiko
Tsy ho tantaraiko
Na ho hiraiko mandrapikiakako
Faran'ny aiko
Ho rendrii
Ndri anie hafa mihintsy
Manome tsy mitsitsy
Hianarako miaina sy mitia
Isan'andro ny anilandrii
Tsy haiko aloha na ahy ndri
F'izao no tsapako
Ny fitempon'ny fondrii
No gadona andihizako
Eto aho dia miodina . miodina .miodina
Mankafyyy
Eny miodina . miodina .miodina anilandrii

Mistery ho ahy
Ny masondrii mavatsava fanahy
Madio mangarahara
Tsotra nefa tsara
Manambara
Fa tsisy tahotra ny fitia
Io fijery io
Nefa ny fondrii tao mitempo ao antratrako
Fanamby ho an'ny saiko
Tosika ilaiko
Mampatsiahy
F'ety antany ao natao hankafy
Ndri anie hafa mihintsy
Manome tsy mitsitsy
Hianarako miaina sy mitia
Miaina sy mitia
Tsy haiko aloha na ahy ndri
F'izao no tsapako
Ny fitempon'ny fondrii
No gadona andihizako
Eto aho dia miodina . miodina . miodina
Mankafyyy
Eny miodina . miodina . miodina anilandrii
Tsy haiko aloha na ahy ndri
F'izao no tsapako
Ny fitempon'ny fondrii
No gadona andihizako
Eto aho dia miodina . miodina . miodina
Mankafyyy
Eny miodina . miodina . miodina
Feno fitia

Поcмотреть все песни артиста

Other albums by the artist

Similar artists