Nisy Nanotany aho hoe iza i Tania Tsy aiko wa fa any ho any ah Fa aza manotany ah Za nga mbola Tany ah No ahalalan'zany ah Sady izy hono tsy tia bandy kely fa azafady ah Ny azy hono ny tiany le somary le efa lehibebe Fa toa any am ireny hono ny Vola e Tsy mba Tiany hono hoe na dia hoe bogosy be Kanefa ny any ampaosiny any sola e Tania, raha mba zakako ianao zao dia Faly ah Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za Kanefa mo indrisy enao d tsy ana Nefa TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah Sanatria raha Mianiany ah Mba valio moa za Tania (Any mo eh) Mba valio mo za Tania (Any mo oh) Voadonanao nge ny foko Kanefa tsaroko Tampoka fa ianao efa anolokafa any fa tsy aoako Ny ataoko iany ny ataoko Tsy koi za na voroka Fa Ny amon'tena iany aloha ry Tania ny tsy ataoko Faaaa iezaka ah ny mba anao mety mety Otran reny mankaja amonjy fety eeee Tania, raha mba zakako ianao zao dia Faly ah Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za Kanefa mo indrisy enao d tsy ana TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah Sanatria raha Mianiany ah Mba valio moa za Tania (Any mo eh) Mba valio mo za Tania (Any mo oh) Aiza eh, Rak Roots ah fa iza lty lay Tania? Sipa hitako Tany ah Taiza lty? Taiz mo fa teto ambony Tany ah Kozy ve? D tena ho any marina ve ela raha miantso izy? Otran tsy marina anh, Tsss tsy mety lessy ah Tania, Na dia iantso ianao tsy ho any ah Aiko hoe ny fitiavatsika ho mamy ah Reny juste haniany ah